Luke 8:53 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nihomehy Azy fatratra ny olona satria fantany fa efa maty Razazavavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nihomehezan’izy ireo Izy, satria fantany tsara fa maty razazavavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nihomehezan’ny olona i Jesoa satria fantatr’izy rehetra fa efa maty razazavavy.
Malagasy Bible 1865
Dia nihomehy Azy fatratra ny olona satria fantany fa efa maty razazavavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nihomehy Azy fatratra ny olona satria fantany fa efa maty Razazavavy.
malagasy
Dia nihomehy Azy fatratra ny olona satria fantany fa efa maty razazavavy.