Luke 8:54 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandray ny tanany Izy ka niantso hoe: Ry zazavavy, miarena!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jesoa nandray ny tanany ka niantso hoe: «Ry zazavavy, mitsangàna.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jesoa kosa nandray ny tanan-drazazavavy sady niantso hoe: –Razazavavy, mifohaza!
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy dia nandray ny tànany ka niantso hoe: Ry zazavavy, miarena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandray ny tanany Izy ka niantso hoe: Ry zazavavy, miarena!
malagasy
Ary Jesosy dia nandray ny tànany ka niantso hoe: Ry zazavavy, miarena.