Luke 8:55 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nody indray ny ainy ka niarina niaraka tamin’izay izy, ary nasainy nomena sakafo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nody indray ny ainy, ka nitsangana niaraka tamin’izay izy, ary nasainy nomena hanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nody indray ny ainy ka niarina avy hatrany izy, ary nasain’i Jesoa nomena sakafo.
Malagasy Bible 1865
Dia nody indray ny ainy, ka niarina niaraka tamin'izay izy; ary nasainy nomena hanina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nody indray ny ainy ka niarina niaraka tamin’izay izy, ary nasainy nomena sakafo.
malagasy
Dia nody indray ny ainy, ka niarina niaraka tamin'izay izy; ary nasainy nomena hanina izy.Ary dia talanjona ny ray aman-dreniny; fa Jesosy nandrara ary tsy hilazalaza amin'olona ny zavatra efa natao.