Luke 8:56 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia talanjona ny ray aman-dreniny; fa Jesosy nandrara azy tsy hilazalaza amin’olona ny zava-nitranga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Talanjona ny ray aman-dreniny, fa i Jesoa nandrara azy tsy hilazalaza amin’olona izay natao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Talanjona tokoa ny ray aman-dreniny nefa nohafaran’i Jesoa tsy hilaza ny zava-nitranga na amin’iza na amin’iza.
Malagasy Bible 1865
Ary dia talanjona ny ray aman-dreniny; fa Jesosy nandrara ary tsy hilazalaza amin'olona ny zavatra efa natao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia talanjona ny ray aman-dreniny; fa Jesosy nandrara azy tsy hilazalaza amin’olona ny zava-nitranga.
malagasy
Ary dia talanjona ny ray aman-dreniny; fa Jesosy nandrara ary tsy hilazalaza amin'olona ny zavatra efa natao.