Luke 8:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny sasany dia voafafy teny amin’ny tany be vato; ary raha vao naniry izany dia nalazo satria tsy nisy hamandoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny sasany latsaka tamin’ny vato ka nalaky nitsimoka, nefa nalazo satria tsy nisy mando;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny voa sasany kosa latsaka teny ambony vatolampy, ka vao naniry dia nalazo satria tsy ampy hamandoana;
Malagasy Bible 1865
Ary ny sasany dia voafafy teny ambonin'ny vatolampy; ary raha vao naniry izy, dia nalazo; satria tsy nisy mandomando.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny sasany dia voafafy teny amin’ny tany be vato; ary raha vao naniry izany dia nalazo satria tsy nisy hamandoana.
malagasy
Ary ny sasany dia voafafy teny ambonin'ny vatolampy; ary raha vao naniry izy, dia nalazo; satria tsy nisy mandomando.