Luke 8:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny sasany dia voafafy teny amin’ny tsilo; ary niara-naniry taminy ny tsilo ka nangeja azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny sasany latsaka tamin’ny tsilo ka niara-naniry tamin’ny tsilo, dia voagejany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny voa sasany indray latsaka tany anaty tsilo, ka niara-naniry tamin’ny tsilo dia voageja;
Malagasy Bible 1865
Ary ny sasany dia voafafy teny amin'ny tsilo; ary ny tsilo niara-naniry taminy, dia nangeja azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny sasany dia voafafy teny amin’ny tsilo; ary niara-naniry taminy ny tsilo ka nangeja azy.
malagasy
Ary ny sasany dia voafafy teny amin'ny tsilo; ary ny tsilo niara-naniry taminy, dia nangeja azy.