Luke 8:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanontany Azy ny amin’izay hevitr’izany fanoharana izany ny mpianany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanontanian’ny mpianany Azy izay hevitr’izany fanoharana izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanontanian’ny mpianany ny dikan’ilay fanoharana i Jesoa,
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpianany nanontany Azy ny amin'izay hevitr'izany fanoharana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanontany Azy ny amin’izay hevitr’izany fanoharana izany ny mpianany.
malagasy
Ary ny mpianany nanontany Azy ny amin'izay hevitr'izany fanoharana izany.