Luke 9:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niantso ny roa amby folo lahy hankeo Aminy Jesosy ka nanome azy hery sy fahefana handroaka ny demonia rehetra sy hanasitrana aretina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary namory ny Apôstôly roa ambin’ny folo lahy i Jesoa ka nanome azy hery sy fahefana handroaka ny demony rehetra sy hanasitrana ny aretina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Novorîn’i Jesoa ny 12 lahy, ka nomeny hery amam-pahefana hampiaiky ny demony rehetra sy hahasitrana ny aretina,
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy niantso ny roa ambin'ny folo lahy hankeo aminy ka nanome azy hery sy fahefana hamoaka ny demonia rehetra sy hahasitrana aretina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niantso ny roa amby folo lahy hankeo Aminy Jesosy ka nanome azy hery sy fahefana handroaka ny demonia* rehetra sy hanasitrana aretina.
malagasy
Ary Jesosy niantso ny roa ambin'ny folo lahy hankeo aminy ka nanome azy hery sy fahefana hamoaka ny demonia rehetra sy hahasitrana aretina.