Luke 9:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa niverina ny Apostoly dia nanambara tamin’i Jesosy izay efa nataony. Ary nitondra azy ireo Izy ka nandeha nitokana nankany amin’ny tanàna atao hoe Betsaida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa niverina ny Apôstôly ka nilaza tamin’i Jesoa ny nataony rehetra, dia nentiny hitokana tany amin’ny tany mangingina akaikin’i Betsaida izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tafaverina ny apôstôly, dia notantarainy tamin’i Jesoa izay rehetra nataony; ary nentin’i Jesoa nitokana tany amin’ny toerana mangingina akaikin’ny tanàna atao hoe Betsaidà ny apôstôly.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa niverina ny Apostoly, dia nanambara tamin'i Jesosy izay efa nataony. Ary Izy nitondra azy ka nandeha nitokana nankany amin'ny tanàna atao hoe Betsaida.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa niverina ny Apostoly dia nanambara tamin’i Jesosy izay efa nataony. Ary nitondra azy ireo Izy ka nandeha nitokana nankany amin’ny tanàna atao hoe Betsaida.
malagasy
Ary rehefa niverina ny Apostoly, dia nanambara tamin'i Jesosy izay efa nataony. Ary Izy nitondra azy ka nandeha nitokana nankany amin'ny tanàna atao hoe Betsaida.