Luke 9:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nahafantatra ny vahoaka dia nanaraka Azy; dia nandray azy ireo tsara Izy ka nilaza taminy ny amin’ny fanjakan’Andriamanitra; ary izay marary dia nositraniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahare izany ny vahoaka dia nanaraka Azy. Noraisin’i Jesoa tsara izy ireo, notorotoroany ny amin’ny fanjakan’Andriamanitra, sady nositraniny ny marary.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao nahare izany kosa ny vahoaka dia lasa nanaraka an’i Jesoa. Noraisin’i Jesoa tsara ny olona ka nilazalazany momba ny Fanjakàn’Andriamanitra ary nositraniny izay nila fanasitranana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vahoaka, nony nahalala, dia nanaraka Azy; ary Izy nandray azy tsara ka nilaza taminy ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra; ary izay marary dia nositraniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nahafantatra ny vahoaka dia nanaraka Azy; dia nandray azy ireo tsara Izy ka nilaza taminy ny amin’ny fanjakan’Andriamanitra; ary izay marary dia nositraniny.
malagasy
Ary ny vahoaka, nony nahalala, dia nanaraka Azy; ary Izy nandray azy tsara ka nilaza taminy ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra; ary izay marary dia nositraniny.