Luke 9:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tokony ho dimy arivo lahy ireo. Ary hoy Izy tamin’ny mpianany: Asaivo mipetraka mitsitokotoko tokony ho dimampolo avy izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tokony ho dimy arivo lahy izy ireo. Dia hoy Izy tamin’ny mpianany: «Asaovy mipetraka mitsitokotoko dimampolo avy ny olona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa dimy arivo teo ho eo ny vatan-dehilahy. Ary hoy indray i Jesoa tamin’ny mpianany: –Asaovy mipetraka mitsitokotoko ny olona, tokony ho dimampolo isany avy.
Malagasy Bible 1865
Fa tokony ho dimy arivo lahy izy. Ary hoy Izy tamin'ny mpianany: Asaovy mipetraka an-tokony izy ka tokony ho dimam-polo avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tokony ho dimy arivo lahy ireo. Ary hoy Izy tamin’ny mpianany: Asaivo mipetraka mitsitokotoko tokony ho dimampolo avy izy ireo.
malagasy
Fa tokony ho dimy arivo lahy izy. Ary hoy Izy tamin'ny mpianany: Asaovy mipetraka an-tokony izy ka tokony ho dimam-polo avy.