Luke 9:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nihinana izy rehetra ka voky; ary nangonina izay sombintsombiny sisa tsy lany ka nisy roa amby folo harona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nihinana izy rehetra ka voky; ary nentina ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno sobika roa ambin’ny folo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia samy nihinana avokoa izy rehetra ka voky. Ary nangonina ny tapa-mofo aman-trondro ambiny ka nisy 12 sobika.
Malagasy Bible 1865
Dia nihinana izy rehetra ka voky; ary nangonina izay sombintsombiny sisa tsy lany, ka nisy roa ambin'ny folo harona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nihinana izy rehetra ka voky; ary nangonina izay sombintsombiny sisa tsy lany ka nisy roa amby folo harona.
malagasy
Dia nihinana izy rehetra ka voky; ary nangonina izay sombintsombiny sisa tsy lany, ka nisy roa ambin'ny folo harona.