Luke 9:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha nivavaka tao amin’ny mangingina Jesosy, sady niaraka Taminy ny mpianany, dia nanontany azy ireo Izy hoe: Iza moa Aho araka ny filazan’ny olona?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indray andro, raha nivavaka tany amin’ny toerana mangingina Izy ka teo aminy koa ny mpianany, dia nanontany azy ireo Izy nanao hoe: «Ataon’ny vahoaka ho iza moa Aho?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro, nivavaka samirery tany amin’ny toerana mangina i Jesoa; dia tonga teo aminy ny mpianany, ka nanontanian’i Jesoa hoe: –Iza moa Aho araka ny filàzan’ny olona?
Malagasy Bible 1865
Ary raha nivavaka tao amin'ny mangingina Jesosy, sady teo aminy ny mpianany, dia nanontany azy Izy ka nanao hoe: Ataon'ny olona ho iza moa Aho?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha nivavaka tao amin’ny mangingina Jesosy, sady niaraka Taminy ny mpianany, dia nanontany azy ireo Izy hoe: Iza moa Aho araka ny filazan’ny olona?
malagasy
Ary raha nivavaka tao amin'ny mangingina Jesosy, sady teo aminy ny mpianany, dia nanontany azy Izy ka nanao hoe: Ataon'ny olona ho iza moa Aho?