Luke 9:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly ireo hoe: I Jaona Mpanao batisa; nefa ny sasany kosa dia mihevitra Anao ho Elia, ary ny sasany indray dia hoe: Ny iray amin’ny mpaminany fahiny no efa nitsangana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary namaly ireo ka nanao hoe: «Ny sasany manao hoe i Joany Batista, ny sasany milaza hoe i Elia, ary ny sasany manao hoe: ny anankiray amin’ny mpaminany taloha no nitsangana avy any amin’ny maty.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’ny mpianany hoe: –Misy manao hoe i Jôhany Mpanao batisa; ny sasany kosa manao hoe i Elià; ary ny hafa indray manao hoe anankiray amin’ireo mpaminani n’Andriamanitra fahizay no miverina!
Malagasy Bible 1865
Dia namaly ireo ka nanao hoe: Jaona Mpanao-batisa; nefa ny sasany kosa manao Anao ho Elia, ary ny sasany indray manao hoe: Ny anankiray amin'ny mpaminany fahiny no efa nitsangana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly ireo hoe: I Jaona Mpanao batisa; nefa ny sasany kosa dia mihevitra Anao ho Elia, ary ny sasany indray dia hoe: Ny iray amin’ny mpaminany fahiny no efa nitsangana.
malagasy
Dia namaly ireo ka nanao hoe: Jaona Mpanao-batisa; nefa ny sasany kosa manao Anao ho Elia, ary ny sasany indray manao hoe: Ny anankiray amin'ny mpaminany fahiny no efa nitsangana.