Luke 9:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naniraka azy ireo handeha hitory ny fanjakan’Andriamanitra sy hanasitrana ny marary Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary naniraka azy hitory ny Fanjakan’Andriamanitra sy hanasitrana ny marary.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nirahiny hitory ny Fanjakàn’Andriamanitra sy hanasitrana ny marary,
Malagasy Bible 1865
Ary Izy naniraka ireo handeha hitory ny fanjakan'Andriamanitra sy hahasitrana ny marary.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naniraka azy ireo handeha hitory ny fanjakan’Andriamanitra sy hanasitrana ny marary Izy.
malagasy
Ary Izy naniraka ireo handeha hitory ny fanjakan'Andriamanitra sy hahasitrana ny marary.