Luke 9:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Izy taminy: Fa ianareo kosa dia milaza Ahy ho iza? Dia namaly i Petera hoe: Ny Kristin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Fa ianareo kosa, hoy Izy, mba manao Ahy ho iza?» Dia namaly i Piera ka nanao hoe: «I Kristin’Andriamanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa taminy: –Fa ianareo kosa, iza moa Aho aminareo? Namaly i Petera ka nanao hoe: –Ilay Mesia avy amin’Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Izy taminy: Fa ianareo kosa manao Ahy ho iza? Dia namaly Petera ka nanao hoe: Ny Kristin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Izy taminy: Fa ianareo kosa dia milaza Ahy ho iza? Dia namaly i Petera hoe: Ny Kristin’Andriamanitra.
malagasy
Fa hoy Izy taminy: Fa ianareo kosa manao Ahy ho iza? Dia namaly Petera ka nanao hoe: Ny Kristin'Andriamanitra.