Luke 9:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niteny mafy azy ireo Izy sady nandrara azy mba tsy hilazalaza izany amin’olona
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa norarany mafy izy ireo mba tsy hilazalaza izany amin’olona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nofeperan’i Jesoa mafy anefa ireo mpianany tsy hilaza izany na amin’iza na amin’iza,
Malagasy Bible 1865
Ary Izy niteny mafy azy sady nandrara azy mba tsy hilazalaza izany amin'olona
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niteny mafy azy ireo Izy sady nandrara azy mba tsy hilazalaza izany amin’olona
malagasy
Ary Izy niteny mafy azy sady nandrara azy mba tsy hilazalaza izany amin'olona