Luke 9:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny hoe: Ny Zanak’Olona tsy maintsy hijaly mafy ka holavin’ny loholona sy ireo lehiben’ny mpisorona mbamin’ny mpanoradalàna sady hovonoiny; ary amin’ny andro fahatelo dia hatsangana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady nampiany hoe: «Tsy maintsy hijaly mafy ny Zanak’olona, ka harian’ny loholona sy ny lehiben’ny mpisorona mbamin’ny mpanora-dalàna ary hovonoiny; fa hitsangan-ko velona avy any amin’ny maty amin’ny andro fahatelo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady nampiany hoe: –Tsy maintsy hijaly mafy ny Zanak’olona, ka holavin’ny loholona sy ny lohandoha-mpisorona ary ny mpahay lalàna, dia hovonoina ho faty; nefa hitsangana velona amin’ny andro fahatelo.
Malagasy Bible 1865
ka nanao hoe: Ny Zanak'olona tsy maintsy hijaly mafy ka holavin'ny loholona sy ny lohan'ny mpisorona mbamin'ny mpanora-dalàna sady hovonoiny; ary amin'ny andro fahatelo dia hatsangana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny hoe: Ny Zanak’Olona* tsy maintsy hijaly mafy ka holavin’ny loholona sy ireo lehiben’ny mpisorona mbamin’ny mpanoradalàna sady hovonoiny; ary amin’ny andro fahatelo dia hatsangana.
malagasy
ka nanao hoe: Ny Zanak'olona tsy maintsy hijaly mafy ka holavin'ny loholona sy ny lohan'ny mpisorona mbamin'ny mpanora-dalàna sady hovonoiny; ary amin'ny andro fahatelo dia hatsangana.