Luke 9:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa inona no tombony azon’ny olona, raha mahazo izao tontolo izao aza, kanefa ho very ny ainy, na ho faty antoka amin’izany izy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary inona no soa azon’ny olona raha mahazo izao tontolo izao aza izy, nefa very ny tenany ka voaheloka izy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa inona no soa azon’ny olona raha eo am-pelatanany avokoa izao tontolo izao, kanefa ny tenany very na hitondra faisana?
Malagasy Bible 1865
Fa inona no soa azon'ny olona, raha mahazo izao tontolo izao aza, kanefa very ny ainy, na matiantoka, izany izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa inona no tombony azon’ny olona, raha mahazo izao tontolo izao aza, kanefa ho very ny ainy, na ho faty antoka amin’izany izy?
malagasy
Fa inona no soa azon'ny olona, raha mahazo izao tontolo izao aza, kanefa very ny ainy, na matiantoka, izany izy?[Na: ny fanahiny]