Luke 9:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na iza na iza no ho menatra Ahy sy ny teniko dia ho menatra azy kosa ny Zanak’Olona, raha avy amin’ny voninahiny sy ny an’ny Rainy ary ny an’ny anjely masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izay menatra Ahy sy ny teniko, ho menatra azy koa ny Zanak’olona raha avy amin’ny voninahiny sy ny an’ny Rainy, ary ny an’ny Anjely masina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na iza na iza menatra Ahy sy menatra ny teniko, dia ho menatra azy koa ny Zanak’olona rehefa ho avy ombàn’ny voninahiny, dia ny voninahitra ananan’ny Ray sy ananan’ny anjely masina.
Malagasy Bible 1865
Fa na iza na iza no ho menatra Ahy sy ny teniko, dia ho menatra azy kosa ny Zanak'olona, raha avy amin'ny voninahiny sy ny an'ny Rainy ary ny an'ny anjely masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na iza na iza no ho menatra Ahy sy ny teniko dia ho menatra azy kosa ny Zanak’Olona*, raha avy amin’ny voninahiny sy ny an’ny Rainy ary ny an’ny anjely masina.
malagasy
Fa na iza na iza no ho menatra Ahy sy ny teniko, dia ho menatra azy kosa ny Zanak'olona, raha avy amin'ny voninahiny sy ny an'ny Rainy ary ny an'ny anjely masina.