Luke 9:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa lazaiko aminareo marina: Misy ny sasany eto izay tsy mba hanandrana fahafatesana mandra-pahitany ny fanjakan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izaho milaza marina aminareo fa ny sasany amin’izay eto dia tsy hanandrana ny fahafatesana, raha tsy efa mahita ny fanjakan’Andriamanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazaiko marina aminareo fa ny sasany amin’izay manatrika etoana dia tsy ho faty raha tsy efa nahita ny Fanjakàn’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa lazaiko aminareo tokoa: Misy ny sasany eto izay tsy mba hanandrana fahafatesana mandra-pahitany ny fanjakan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa lazaiko aminareo marina: Misy ny sasany eto izay tsy mba hanandrana fahafatesana mandra-pahitany ny fanjakan’Andriamanitra.
malagasy
Fa lazaiko aminareo tokoa: Misy ny sasany eto izay tsy mba hanandrana fahafatesana mandra-pahitany ny fanjakan'Andriamanitra.