Luke 9:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tokony ho havaloana taorianan’izany teny izany dia nitondra an’i Petera sy i Jaona ary i Jakoba Izy ka niakatra tany an-tendrombohitra hivavaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tokony ho havaloana taorian’ny nilazany an’izany, dia nitondra an’i Piera sy i Jakôba ary i Joany Izy ka niakatra tany an-tendrombohitra mba hivavaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tokony ho herinandro taorian’izany, dia nitondra an-dry i Petera sy i Jôhany ary i Jakôba i Jesoa, ka lasa niakatra tany an-tendrombohitra hivavaka.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tokony ho havaloana taorian'izany teny izany, dia nitondra an'i Petera sy Jaona ary Jakoba Izy ka niakatra tany an-tendrombohitra hivavaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tokony ho havaloana taorianan’izany teny izany dia nitondra an’i Petera sy i Jaona ary i Jakoba Izy ka niakatra tany an-tendrombohitra hivavaka.
malagasy
Ary rehefa tokony ho havaloana taorian'izany teny izany, dia nitondra an'i Petera sy Jaona ary Jakoba Izy ka niakatra tany an-tendrombohitra hivavaka.