Luke 9:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola nivavaka Izy dia niova ny toetry ny tarehiny, ary ny fitafiany dia tonga fotsy sady namirapiratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola nivavaka Izy, dia niova toetra ny Tarehiny sady tonga fotsy manjopiaka ny fitafiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola nivavaka i Jesoa, dia niova ny fahitana ny tarehiny ary tonga fotsy manjopiaka ny fitafiany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola nivavaka Izy, dia niova ny toetry ny tarehiny, ary ny fitafiany dia tonga fotsy sady nanelatrelatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola nivavaka Izy dia niova ny toetry ny tarehiny, ary ny fitafiany dia tonga fotsy sady namirapiratra.
malagasy
Ary raha mbola nivavaka Izy, dia niova ny toetry ny tarehiny, ary ny fitafiany dia tonga fotsy sady nanelatrelatra.