Luke 9:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay niseho tamim-boninahitra ka nilaza ny fialany izay efa ho tanteraka any Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay niseho tamim-boninahitra sy nilaza ny hahalasanany izay tsy maintsy ho tanteraka any Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay niseho tamim-boninahitra sady nifampilaza fa efa ho tanteraka any Jerosalema ny hialàn’i Jesoa eto an-tany.
Malagasy Bible 1865
izay niseho tamin-boninahitra ka nilaza ny fialany, izay efa hefainy any Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay niseho tamim-boninahitra ka nilaza ny fialany izay efa ho tanteraka any Jerosalema.
malagasy
izay niseho tamin-boninahitra ka nilaza ny fialany, izay efa hefainy any Jerosalema.