Luke 9:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mbola niteny izany izy dia nisy rahona niseho nanarona azy ireo; ary raha niditra tao anatin’ny rahona ireo dia raiki-tahotra ireo mpianatra telo lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola niteny izany izy, dia nisy rahona nanarona azy ireo, ka natahotra izy telolahy tamin’ny nidirany tao anatin’ny rahona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola niteny izany i Petera, dia nisy rahona nanarona azy rehetra ka nihoron-koditra i Petera sy ny namany raha niditra tao anatin’ilay rahona.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola niteny izany izy, dia nisy rahona niseho nanarona azy ireo; ary raha niditra tao anatin'ny rahona ireo, dia raiki-tahotra ny mpianatra telo lahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mbola niteny izany izy dia nisy rahona niseho nanarona azy ireo; ary raha niditra tao anatin’ny rahona ireo dia raiki-tahotra ireo mpianatra telo lahy.
malagasy
Ary raha mbola niteny izany izy, dia nisy rahona niseho nanarona azy ireo; ary raha niditra tao anatin'ny rahona ireo, dia raiki-tahotra ny mpianatra telo lahy.