Luke 9:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nitsahatra ilay feo dia Jesosy irery ihany no hita. Ary nangina izy ireo ka tsy nilazalaza tamin’olona na dia iray akory aza tamin’izany andro izany ny amin’izay zavatra efa hitany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ilay niteny iny ny feo, dia i Jesoa irery ihany no hita. Ary nangina ireo mpianany ka tsy nilazalaza na tamin’iza na tamin’iza, tamin’izany andro izany, izay zavatra hitany teo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao nanomboka niteny ilay feo, dia i Jesoa irery ihany no hita. Nahatam-bava ireo mpianany telo lahy; ka tamin’izany andro izany, dia tsy nilazalaza na inona na inona tamin’olona momba ny zavatra hitany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nitsahatra ny feo, dia Jesosy irery ihany no hita. Ary nangina izy ireo ka tsy nilazalaza tamin'olona na dia iray akory aza tamin'izany andro izany ny amin'izay zavatra efa hitany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nitsahatra ilay feo dia Jesosy irery ihany no hita. Ary nangina izy ireo ka tsy nilazalaza tamin’olona na dia iray akory aza tamin’izany andro izany ny amin’izay zavatra efa hitany.
malagasy
Ary rehefa nitsahatra ny feo, dia Jesosy irery ihany no hita. Ary nangina izy ireo ka tsy nilazalaza tamin'olona na dia iray akory aza tamin'izany andro izany ny amin'izay zavatra efa hitany.