Luke 9:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ampitson’iny, raha nidina avy teo an-tendrombohitra izy ireo, dia nisy vahoaka betsaka nitsena an’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ampitso, raha nidina avy tany an-tendrombohitra izy ireo, dia notsenain’ny vahoaka be i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampitson’iny, raha nidina avy any an-tendrombohitra izy efa-mianaka, dia notsenain’ny vahoaka maro i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ampitson'iny, raha nidina avy teo an-tendrombohitra izy ireo, dia nisy vahoaka betsaka nitsena an'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ampitson’iny, raha nidina avy teo an-tendrombohitra izy ireo, dia nisy vahoaka betsaka nitsena an’i Jesosy.
malagasy
Ary nony ampitson'iny, raha nidina avy teo an-tendrombohitra izy ireo, dia nisy vahoaka betsaka nitsena an'i Jesosy.