Luke 9:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, nisy lehilahy iray avy teo amin’ny vahoaka nitaraina mafy hoe: Mpampianatra ô, miangavy Anao aho mba hijery ny zanako! Fa zanako lahitokana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nisy lehilahy anankiray tao amin’ny vahoaka niantso hoe: «Ry Mpampianatra ô, mihanta aminao aho, mba iantrao lahy ny zanako, dia ny zanako lahy tokana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary indro nisy lehilahy anankiray tamin’ny vahoaka nitaraina mafy hoe: –Mpampianatra ô, mihanta aminao aho, mba iantrao re ny zanako, fa lahitokana izy io!
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, nisy lehilahy anankiray avy teo amin'ny vahoaka nitaraina mafy hoe: Mpampianatra ô, masina Hianao, mamindrà fo amin'ny zanako! fa zanako-lahy tokana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, nisy lehilahy iray avy teo amin’ny vahoaka nitaraina mafy hoe: Mpampianatra ô, miangavy Anao aho mba hijery ny zanako! Fa zanako lahitokana izy.
malagasy
Ary, indro, nisy lehilahy anankiray avy teo amin'ny vahoaka nitaraina mafy hoe: Mpampianatra ô, masina Hianao, mamindrà fo amin'ny zanako! fa zanako-lahy tokana izy.