Luke 9:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, misy fanahy mahazo azy ka miantsoantso tampoka izy; mampifanintontsintona ny tenany sy mampandoa vory azy ilay fanahy, ary sarotra ny fialany aminy ka mahatorovana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa azon’ny fanahy ratsy izy, ka vantany vao tongany dia midradradradra sady akapokapony mafy dia mafy ataony mandoa vory, ary tsy avelany raha tsy efa torovana erỳ.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha vao hetsehin’ny fanahy ratsy izy, dia ataony midradradradra tampoka sady mifanintontsintona sy mandoa vory: ary efa torovana erỳ ny zanako vao ialan’ny fanahy ratsy.
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, misy fanahy mahazo azy, ka miantsoantso tampoka izy, ary ny fanahy mampifanintontsintona ny tenany sy mampandoa vory azy, ary sarotra ny fialany aminy ka mahatorotorovana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, misy fanahy mahazo azy ka miantsoantso tampoka izy; mampifanintontsintona ny tenany sy mampandoa vory azy ilay fanahy, ary sarotra ny fialany aminy ka mahatorovana azy.
malagasy
Ary, indro, misy fanahy mahazo azy, ka miantsoantso tampoka izy, ary ny fanahy mampifanintontsintona ny tenany sy mampandoa vory azy, ary sarotra ny fialany aminy ka mahatorotorovana azy.