Luke 9:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ao amin’izay trano idiranareo no itoero, ary avy ao indray no ialao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary na aiza na aiza trano hidiranareo, dia itoero mandra-pialanareo amin’izany tanàna izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay trano hampandrosoana anareo dia itoero, ka avy ao no miaingà hanohy ny dianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary izay trano hidiranareo, dia ao no itoero, ary avy ao indray no ialao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ao amin’izay trano idiranareo no itoero, ary avy ao indray no ialao.
malagasy
Ary izay trano hidiranareo, dia ao no itoero, ary avy ao indray no ialao.