Luke 9:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nangataka tamin’ny mpianatrao aho mba handroaka izany fa tsy vitany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nangataka tamin’ny mpianatrao aho mba handroaka azy, fa tsy nahafaka izy ireo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nangatahiko ny mpianatrao handroaka fa tsy nahomby.
Malagasy Bible 1865
Ary nangataka tamin'ny mpianatrao aho mba hamoaka izany, fa tsy afany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nangataka tamin’ny mpianatrao aho mba handroaka izany fa tsy vitany.
malagasy
Ary nangataka tamin'ny mpianatrao aho mba hamoaka izany, fa tsy afany.