Luke 9:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Jesosy: Ry taranaka sady tsy mino no efa nivadika, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo sy handeferako aminareo? Ento atỳ ny zanakao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary namaly i Jesoa ka nanao hoe: «Ry taranaka tsy mino sady ratsy fanahy, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo sy handeferako aminareo? Ento atỳ ny zanakao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Jesoa hoe: –Karazan’olona tsy mino sady be siasia ianareo! Mandra-pahoviana no hitoerako eto aminareo sy handeferako aminareo? Ento atỳ ny zanakao!
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy namaly ka nanao hoe: Ry taranaka sady tsy mino no efa nivadika, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo sy handeferako aminareo? Ento etỳ ny zanakao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Jesosy: Ry taranaka sady tsy mino no efa nivadika, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo sy handeferako aminareo? Ento atỳ ny zanakao.
malagasy
Ary Jesosy namaly ka nanao hoe: Ry taranaka sady tsy mino no efa nivadika, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo sy handeferako aminareo? Ento etỳ ny zanakao.