Luke 9:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampidiro ao amin’ny sofinareo izao teny izao, fa ny Zanak’Olona efa hatolotra eo an-tanan’ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia talanjona izy rehetra noho ny halehiben’Andriamanitra. Ilay mbola gaga tamin’izay rehetra nataon’i Jesoa iny izy rehetra, dia hoy Izy tamin’ny mpianany: «Alatsaho tsara ao amin’ny sofinareo izao rehetra izao, satria tsy maintsy atolotra ao am-pelatanan’ny olona ny Zanak’olona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Tadidio tsara izao teny izao: Hatolotra eo an-tanan’ny olombelona ny Zanak’olona.
Malagasy Bible 1865
Ampidironareo ao amin'ny sofinareo izany teny izany; fa ny Zanak'olona efa hatolotra eo an-tànan'ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampidiro ao amin’ny sofinareo izao teny izao, fa ny Zanak’Olona* efa hatolotra eo an-tanan’ny olona.
malagasy
Ampidironareo ao amin'ny sofinareo izany teny izany; fa ny Zanak'olona efa hatolotra eo an-tànan'ny olona.