Luke 9:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy azon’ny mpianatra io teny io sady nafenina azy ireo izany mba tsy ho fantany; ary natahotra hanontany Azy ny amin’io teny io izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy azon’izy ireo izany teny izany, fa takona taminy ka tsy fantany, sady tsy sahy nanontany Azy ny amin’izany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy azon’ny mpianany anefa izany teny izany, sady mbola nafenina taminy ka tsy fantany; ary tsy sahiny nanontaniana an’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy azon'ny mpianatra io teny io sady nafenina azy izany mba tsy ho fantany; ary natahotra hanontany Azy ny amin'io teny io izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy azon’ny mpianatra io teny io sady nafenina azy ireo izany mba tsy ho fantany; ary natahotra hanontany Azy ny amin’io teny io izy.
malagasy
Nefa tsy azon'ny mpianatra io teny io sady nafenina azy izany mba tsy ho fantany; ary natahotra hanontany Azy ny amin'io teny io izy.