Luke 9:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisy eritreritra tao amin’izy ireo ny amin’izay mety ho lehibe eo aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy hevitra tonga tao an-tsain’ireo, dia ny amin’izay lehibe aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy hevitra nipoitra teo amin’ireo mpianatra ny amin’izay mety ho lehibe indrindra amin’izy samy izy.
Malagasy Bible 1865
Dia nisy fisainana niseho tao am-pony ny amin'izay ho lehibe ao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisy eritreritra tao amin’izy ireo ny amin’izay mety ho lehibe eo aminy.
malagasy
Dia nisy fisainana niseho tao am-pony ny amin'izay ho lehibe ao aminy.