Luke 9:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahalala ny fisainan’ny fony Jesosy ka nandray zaza iray ary nametraka azy teo anoloany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatr’i Jesoa ny hevitra tao am-pony, ka naka zaza kely anankiray Izy napetrany teo anilany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jesoa kosa nahalala ny hevitra tao am-pon’ireo mpianatra ka nandray zazakely anankiray napetrany teo anilany,
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nahalala ny fisainan'ny fony, dia nandray zaza anankiray ka nametraka azy teo anoloany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahalala ny fisainan’ny fony Jesosy ka nandray zaza iray ary nametraka azy teo anoloany;
malagasy
Ary Jesosy nahalala ny fisainan'ny fony, dia nandray zaza anankiray ka nametraka azy teo anoloany;