Luke 9:48 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hoy Izy tamin’ireo: Na zovy na zovy no mandray io zaza io noho ny anarako dia mandray Ahy; ary na zovy na zovy no mandray Ahy dia mandray Izay naniraka Ahy; fa izay kely indrindra ao aminareo rehetra dia izy no lehibe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hoy Izy tamin’izy ireo: «Na iza na iza mandray itony zazakely itony amin’ny Anarako dia mandray Ahy, ary na zovy na zovy mandray Ahy dia mandray Ilay naniraka Ahy; fa izay kely indrindra eo aminareo rehetra dia izy no lehibe.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady nanao tamin’ny mpianany hoe: –Na iza na iza mandray ity zaza ity amin’ny anarako, dia Izaho no raisiny; ary na iza na iza mandray Ahy, dia Ilay naniraka Ahy no raisiny. Eny, izay kely indrindra aminareo rehetra no lehibe indrindra!
Malagasy Bible 1865
ary hoy Izy tamin'ireo: Na zovy na zovy no mandray io zaza io noho ny anarako dia mandray Ahy; ary na zovy na zovy no mandray Ahy dia mandray Izay naniraka Ahy; fa izay kely indrindra ao aminareo rehetra, dia izy no lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hoy Izy tamin’ireo: Na zovy na zovy no mandray io zaza io noho ny anarako dia mandray Ahy; ary na zovy na zovy no mandray Ahy dia mandray Izay naniraka Ahy; fa izay kely indrindra ao aminareo rehetra dia izy no lehibe.
malagasy