Luke 9:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Jaona: Mpampianatra ô! Izahay nahita olona iray nandroaka demonia tamin’ny anaranao, koa noraranay izy satria tsy manaraka antsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niteny i Joany nanao hoe: «Ry Mpampianatra ô, nahita olona anankiray nandroaka demony tamin’ny Anaranao izahay, ka noraranay, satria tsy namantsìka izy»;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteny kosa i Jôhany nanao hoe: –Mpampianatra ô, nahita olona nandroaka demony tamin’ny anaranao izahay, ka norarànay satria tsy namanay.
Malagasy Bible 1865
Ary Jaona namaly ka nanao hoe: Tompoko, izahay nahita anankiray namoaka demonia tamin'ny anaranao, ka noraranay izy, satria tsy manaraka antsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Jaona: Mpampianatra ô! Izahay nahita olona iray nandroaka demonia* tamin’ny anaranao, koa noraranay izy satria tsy manaraka antsika.
malagasy
Ary Jaona namaly ka nanao hoe: Tompoko, izahay nahita anankiray namoaka demonia tamin'ny anaranao, ka noraranay izy, satria tsy manaraka antsika.