Luke 9:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay tsy mampandroso anareo, raha miala amin’izany tanàna izany ianareo, dia ahintsano ny vovoka ho afaka amin’ny tongotrareo ho vavolombelona miampanga azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha misy mandà tsy handray anareo, dia mialà amin’izany tanàna izany, ka na ny vovoka amin’ny tongotrareo aza dia ahintsano mba ho fiampangana azy ireo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra tsy mandray anareo dia ialao ny tanànany; ka ny vovoka avy amin’ny tongotrareo ahintsano ho fiampangana azy.
Malagasy Bible 1865
Ary izay tsy mampandroso, anareo, raha miala amin'izany tanàna izany ianareo, dia ahintsano ny vovoka ho afaka amin'ny tongotrareo ho vavolombelona miampanga azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay tsy mampandroso anareo, raha miala amin’izany tanàna izany ianareo, dia ahintsano ny vovoka ho afaka amin’ny tongotrareo ho vavolombelona miampanga azy.
malagasy
Ary izay tsy mampandroso, anareo, raha miala amin'izany tanàna izany ianareo, dia ahintsano ny vovoka ho afaka amin'ny tongotrareo ho vavolombelona miampanga azy.