Luke 9:50 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy taminy: Aza rarana, fa izay tsy manohitra anareo dia momba anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa hoy i Jesoa taminy: «Aza rarana, fa izay tsy manohitra anareo dia momba anareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa taminy: –Aza raràna, fa izay tsy manohitra anareo dia momba anareo.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jesosy taminy: Aza raràna, fa izay tsy manohitra anareo dia momba anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy taminy: Aza rarana, fa izay tsy manohitra anareo dia momba anareo.
malagasy
Fa hoy Jesosy taminy: Aza raràna, fa izay tsy manohitra anareo dia momba anareo.