Luke 9:51 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa ho tonga ny fotoana hampiakarana an’i Jesosy dia nitodi-doha tamim-pahavononana tanteraka hankany Jerosalema Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony efa antomotra ny andro tsy maintsy hanalana Azy, dia nanapa-kevitra hankany Jerosalema Izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony efa antomotra ny fotoana hanalana an’i Jesoa teto an-tany, dia tapa-kevitra hankany Jerosalema Izy,
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa ho tonga ny fotoana hampiakarana an'i Jesosy, dia niatrika hankany Jerosalema Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa ho tonga ny fotoana hampiakarana an’i Jesosy dia nitodi-doha tamim-pahavononana tanteraka hankany Jerosalema Izy.
malagasy
Ary rehefa ho tonga ny fotoana hampiakarana an'i Jesosy, dia niatrika hankany Jerosalema Izy.