Luke 9:52 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandefa iraka hialoha Azy Izy; dia nandeha ireo ka niditra tao amin’ny vohitra iray izay an’ny Samaritana mba hanomana ny fandraisana Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nandefa iraka nialoha Azy. Dia nandeha ireo ka niditra tao amin’ny tanàna anankiray tany amin’ny Samaritanina, mba hanomana ny fandraisana Azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nandefa iraka hialoha Azy. Lasa ireo mpialoha lalana ary niditra tao amin’ny tanàna anankiray an-dry zareo Samaritanina, mba hanomana ny fandraisana Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nandefa iraka hialoha Azy Izy; dia nandeha ireo ka niditra tao amin'ny vohitra anankiray izay an'ny Samaritana hamboatra ho Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandefa iraka hialoha Azy Izy; dia nandeha ireo ka niditra tao amin’ny vohitra iray izay an’ny Samaritana* mba hanomana ny fandraisana Azy.
malagasy
Ary nandefa iraka hialoha Azy Izy; dia nandeha ireo ka niditra tao amin'ny vohitra anankiray izay an'ny Samaritana hamboatra ho Azy.