Luke 9:53 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy nandray Azy ny olona satria hita ho nandroso ho any Jerosalema Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy nisy nandray azy ny olona, satria olona hankany Jerosalema no fijeriny Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nety nandray an’i Jesoa anefa ny mponina tao, noho Izy hita fa mizotra ho any Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy nandray Azy ny olona, satria nandroso toa ho any Jerosalema Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy nandray Azy ny olona satria hita ho nandroso ho any Jerosalema Izy.
malagasy
Fa tsy nandray Azy ny olona, satria nandroso toa ho any Jerosalema Izy.