Luke 9:54 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha hitan’i Jakoba sy i Jaona mpianany izany dia hoy izy: Tompoko, tianao va raha hiteny izahay mba hisy afo milatsaka avy any an-danitra handevona azy ireo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahita izany i Jakôba sy i Joany mpianany dia nanao hoe: «Tompoko, tianao va raha asainay ilatsahan’ny afo avy any an-danitra izy handevona azy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nahita izany ry i Jakôba sy i Jôhany mpianany, dia nanao hoe: –Tompo ô, sitrakao ve ny hiantsoanay varatra hilatsaka avy any an-danitra handevona azy ireo?
Malagasy Bible 1865
Ary raha hitan'i Jakoba sy Jaona mpianany izany, dia hoy izy: Tompoko, tianao va raha hiteny izahay mba hisy afo milatsaka avy any an-danitra handevona azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha hitan’i Jakoba sy i Jaona mpianany izany dia hoy izy: Tompoko, tianao va raha hiteny izahay mba hisy afo milatsaka avy any an-danitra handevona azy ireo?
malagasy
Ary raha hitan'i Jakoba sy Jaona mpianany izany, dia hoy izy: Tompoko, tianao va raha hiteny izahay mba hisy afo milatsaka avy any an-danitra handevona azy?[Ampio hoe: toy ny nataon'i Elia]