Luke 9:55 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nitodika Izy dia niteny mafy azy hoe: Tsy fantatrareo ny toetry ny fanahy izay anareo. Fa ny Zanak’Olona tsy tonga hahavery ny ain’olona fa hamonjy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nitodika Izy ka nananatra azy mafy hoe: «Tsy fantatrareo mantsy izay tokony ho fanahinareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nitodika tamin’izy mirahalahy i Jesoa ka nananatra azy mafy.
Malagasy Bible 1865
Fa Izy nitodika, dia niteny mafy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nitodika Izy dia niteny mafy azy hoe: Tsy fantatrareo ny toetry ny fanahy izay anareo. Fa ny Zanak’Olona* tsy tonga hahavery ny ain’olona fa hamonjy azy.
malagasy
Fa Izy nitodika, dia niteny mafy azy.[Ampio hoe: ka nanao hoe: Tsy fantatrareo ny toetry ny fanahy izay anareo. Fa ny Zanak'olona tsy tonga hahavery ny ain'olona, fa hamonjy azy]