Luke 9:56 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nankany amin’ny vohitra hafa izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Zanak’olona anie tsy tonga hamery olona fa hamonjy azy.» Dia nankany amin’ny vohitra hafa izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nankany amin’ny tanàna hafa i Jesoa sy ny mpianany.
Malagasy Bible 1865
Dia nankany amin'ny vohitra hafa Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nankany amin’ny vohitra hafa izy ireo.
malagasy
Dia nankany amin'ny vohitra hafa Izy.