Luke 9:57 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nandroso teny an-dalana izy ireo dia nisy olona iray nilaza tamin’i Jesosy hoe: Hanaraka Anao aho na aiza na aiza alehanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola teny an-dalana izy ireo, dia nisy olona anankiray nilaza taminy hoe: «Hanaraka Anao aho, na aiza na aiza halehanao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola nizotra tamin’ny diany i Jesoa sy ny mpianany, dia nisy olona anankiray nilaza tamin’i Jesoa hoe: –Hiaraka aminao aho, na aiza na aiza alehanao!
Malagasy Bible 1865
Ary nony nandroso teny an-dalana izy, dia nisy anankiray nanao tamin'i Jesosy hoe: Hanaraka Anao aho na aiza na aiza halehanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nandroso teny an-dalana izy ireo dia nisy olona iray nilaza tamin’i Jesosy hoe: Hanaraka Anao aho na aiza na aiza alehanao.
malagasy
Ary nony nandroso teny an-dalana izy, dia nisy anankiray nanao tamin'i Jesosy hoe: Hanaraka Anao aho na aiza na aiza halehanao.