Luke 9:59 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy koa Izy tamin’ny olona iray hafa: Manaraha Ahy. Fa hoy kosa io: Tompoko, aoka aho aloha handeha handevina ny raiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Izy tamin’ny anankiray hafa: «Manaraha Ahy.» Dia izao no navalin’io: «Aoka aloha, Tompoko, handevina ny raiko aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa i Jesoa tamin’ny anankiray hafa: –Andao hiaraka amiko! Dia izao no navalin’io: –Avelao aho aloha, Tompoko, handevina an’i dada!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy tamin'ny anankiray koa: Manaraha Ahy. Fa hoy kosa izy: Tompoko, aoka aho aloha handeha handevina ny raiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy koa Izy tamin’ny olona iray hafa: Manaraha Ahy. Fa hoy kosa io: Tompoko, aoka aho aloha handeha handevina ny raiko.
malagasy
Ary hoy Izy tamin'ny anankiray koa: Manaraha Ahy. Fa hoy kosa izy: Tompoko, aoka aho aloha handeha handevina ny raiko.