Luke 9:60 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy taminy: Aoka ny maty handevina ny maty ao aminy; fa ianao kosa dia mandehana ka mitoria ny fanjakan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Jesoa taminy: «Avelao ny maty handevina ny maty ao aminy, fa ianao kosa mandehana mitory ny fanjakan’Andriamanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa taminy: –Avelao izy samy maty no hifandevina, fa ianao kosa mandehana mitory ny Fanjakàn’Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jesosy taminy: Aoka ny maty handevina ny maty ao aminy; fa ianao kosa mandehana, ka mitoria ny fanjakan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy taminy: Aoka ny maty handevina ny maty ao aminy; fa ianao kosa dia mandehana ka mitoria ny fanjakan’Andriamanitra.
malagasy
Fa hoy Jesosy taminy: Aoka ny maty handevina ny maty ao aminy; fa ianao kosa mandehana, ka mitoria ny fanjakan'Andriamanitra.