Luke 9:61 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa ny olona iray hafa: Tompoko, hanaraka Anao ihany aho; fa aoka aho aloha handeha hanao veloma ny ao an-tranoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nisy iray hafa koa nanao taminy hoe: «Hanaraka Anao aho, Tompoko, fa aoka aloha hanao veloma ny ao an-tranoko aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny anankiray hafa indray hoe: –Hiaraka aminao aho, Tompoko, saingy avelao aloha hanao veloma ny fianakaviako.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny anankiray koa: Tompoko, hanaraka Anao ihany aho; fa aoka aho aloha handeha hanao veloma ny ao an-tranoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa ny olona iray hafa: Tompoko, hanaraka Anao ihany aho; fa aoka aho aloha handeha hanao veloma ny ao an-tranoko.
malagasy
Ary hoy ny anankiray koa: Tompoko, hanaraka Anao ihany aho; fa aoka aho aloha handeha hanao veloma ny ao an-tranoko.Fa hoy Jesosy taminy: Tsy misy olona mitana fangady tarihina ary miherika ka miendrika ho ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra.